VAOVAO TVM MIVANTANA

TVM EN DIRECTE.

VAOVAO

.

.

VAOVAO

dimanche 22 janvier 2012



Oviana ity krizy adin'olombitsy ity no tsy andatsak'aina sy andatsa-drà intsony ankoatran'ny fahantrana sy fahasimban'ny firenena tanteraka ? Njaka Rabemiarana no anaran'ilay maty. Eny Ambondrona izy no mipetraka, manambady mananjanaka mianadahy 8 et 11 taona. Teny Talatamaty no nikapohina azy ny 21 janoary 2012 nandritra ny sakoroka tamin'ny fikasana hiverenan'i Ravalomanana. Maty vokatry ny fipoahan'ny grenade lachymogene nanakaiky ny lohany, ka traumatisme cranien no valin'ny autopsie io maraina io. Ny iray kosa dia teny Ivato no voa ka traumatisme cranien ihany koa, nokapohina ka hemoragie interne no mahazo azy.Mbola miady amin'ny fahafatesana izy amin'izao eny amin'ny HJRA Manolotra ny fiaraha-miory, mankahery ny fianakaviana ary mirary fahasalamana ho an'ireo maratra. Patrick Tsara marihina mba tsy ho diso fandray isika, fa ilay namana naratra mafy io ambony fandriana io fa i Topokolahy Njaka Rabemiarana no ao anaty vatapaty amin'ny sary manaraka ireo izay tsy naseho eto ny sariny. Le nom de la victime sur la photo dans le cercueil est Rabemiarana Njaka lalaina ,45 ans , père de 2 enfants demeurant a Ambondrona , il a donc été atteint de jets de grenade lacrymogène à Talatamaty en rentrant d'Ivato hier soir. L'autre sur le lit est blessé traumatisme crânien à Ivato.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire