11 11 10
VAOVAO TVM MIVANTANA
TVM EN DIRECTE.
VAOVAO
.
.
VAOVAO
jeudi 11 novembre 2010
Madagascar: 21 opposants arrêtés après les manifestations de mercredi
ANTANANARIVO — Vingt-et-une personnes, dont trois leaders d'opposition, ont été placées sous mandat de dépôt jeudi à Antananarivo, au lendemain d'échauffourées dans la capitale malgache, a annoncé un avocat de la défense.
"Fetison Andrianirina, Stanislas Zafilahy, le pasteur Edouard Tsarahame ainsi que 18 autres personnes ont été placés sous mandat de dépôt, ils sont en route pour la prison d'Antanimora (à Antananarivo)", a déclaré par téléphone à l'AFP Me Hanitra Razafimanantsoa, qui défend ces inculpés.
Mercredi, les "trois mouvances" des anciens présidents avaient voulu organiser un meeting dans un stade du centre ville, mais après avoir obtenu l'autorisation de la mairie, le préfet avait finalement annoncé à la radio que ce rassemblement était interdit.
Les forces de l'ordre avaient alors dispersé les partisans de l'opposition à coup de grenades lacrymogènes, et deux voitures avaient notamment été brûlées.
Après quelques arrestations mercredi, cinq leaders des trois mouvances avaient été convoqués à la gendarmerie jeudi matin.
Ils sont accusés de "participation à une réunion sans autorisation, de refus d'ordre de dispersion et de destruction de biens privés", a précisé Me Razafimanantsoa.
Parmi les trois leaders mis sous mandat de dépôt, Fetison Andrianirina est le chef de file de la mouvance du président évincé Marc Ravalomanana et a participé, à ce titre, à toutes les négociations pour tenter de sortir de la crise.
L'audience doit se tenir le 23 novembre, soit après le référendum constitutionnel du 17 novembre prochain, que dénoncent justement les opposants.
"Depuis hier, les seules opinions possibles sont le "oui" et le "non", mais pour nous ce référendum n'existe pas !", s'est indigné Joseph Randriamiarisoa, de la mouvance Albert Zafy.
Ce référendum est la première étape électorale d'un processus de sortie de crise élaboré dans le cadre d'un accord politique signé en août par une centaine de partis.
Ce schéma, qui prévoit ensuite plusieurs élections dont une présidentielle en mai 2011, est contesté par l'opposition radicale qui maintient sa volonté d'appliquer les accords de Maputo et d'Addis Abeba signés en 2009.
La communauté internationale n'a pas donné son assentiment à ce processus au motif qu'il ne serait "pas assez consensuel et inclusif".
Madagascar est plongée dans une grave crise politique et économique depuis fin 2008 et l'éviction en mars 2009 de l'ancien président Marc Ravalomanana au profit d'Andry Rajoelina alors maire de la capitale Antananarivo.
"Il paraît que c'est de notre faute s'il y a eu une manifestation de mécontentement, mais si on avait été à l'intérieur du stade, il ne se serait rien passé", a déclaré à l'AFP Emmanuel Rakotovahiny, le chef de file de la mouvance Albert Zafy, qui n'a finalement pas été mis sous mandat de dépôt après sa convocation à la gendarmerie.
Nidoboka i Fetison, Zafilahy ary ny Pasitera Edouard
Amin’ny faha 23 novambra ho avy izao no hotontosaina ny fotoam-pitsarana mahakasika ity raharaha ity.Taorian’ireny zava-nitranga teny Antanimena ireny dia nalefa nigadra vonjimaka eny Antanimora Atoa Fetison Rakoto Andrianirina, ny pasitera Edouard ary ny solombavambahoaka teo aloha, Zafilahy Stanislas. Izany no fanampahan-kevitra noraisin’ny Fampanoavana mikasika ity raharaha ity omaly hariva. Marihina fa saika mpitarika sy mpanentana avy ao amin’ny « Zanak’i Dada » ireto nalefa eny am-ponja ireto. Raha ny zava-nitranga omaly dia tonga namaly ny antso nataon’ny zandary azy ireo teny Betongolo Atoa Fetison Andrianirina, Lalatiana Ravololomanana, Emmanuel Rakotovahiny, Zafilahy Stanislas ary ny Pasteur Edouard. Tamin’ny 12 ora antoandro izy ireo no nanomboka ny fanadihadiana. Raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety Rtoa Lalatiana Ravolomanana dia nilaza fa « tomponandraikitra amin’ny hetsika ara-politika izay nataonay izahay fa tsy miantoka kosa sy resaka savorovoro sy korontana ».
Tomefy vahoaka
Taorian’izay dia tapaka fa hatolotra ny Fampanoavana avy hatrany izy ireo. Rehefa tonga teny Anosy anefa dia tsy nandray azy ireo ny lehiben’ny Fampanoavana ka dia nentina nihazo ny tobin’ny zandary teny Ankadilalana indray. Nandritra izany rehetra izany, efa tomefy vahoaka avy ao amin’ny Ankolafy Telo ny manodidina ny fitsarana Anosy.
Sahabo ho tokony tamin’ny enina ora hariva, dia fantatra fa navotsotra ka nalefa nody Ramatoa Lalatiana Ravololomanana sy Atoa Emmanuel Rakotovahiny. Nentina niverina teny amin’ny Fampanoavana Anosy kosa Atoa isany Fetison Rakoto Andrianirina , Pasitera Edouard ary ny solombavambahoaka teo aloha Zafilahy Stanislas, ka taorian’izany no nandefasana ireto farany eny Antanimora. Ny faha 23 novambra ho avy izao no voalaza fa hanatontosana ny fitsarana ity raharaha ity.
Sahabo ho tokony tamin’ny enina ora hariva, dia fantatra fa navotsotra ka nalefa nody Ramatoa Lalatiana Ravololomanana sy Atoa Emmanuel Rakotovahiny. Nentina niverina teny amin’ny Fampanoavana Anosy kosa Atoa isany Fetison Rakoto Andrianirina , Pasitera Edouard ary ny solombavambahoaka teo aloha Zafilahy Stanislas, ka taorian’izany no nandefasana ireto farany eny Antanimora. Ny faha 23 novambra ho avy izao no voalaza fa hanatontosana ny fitsarana ity raharaha ity.
Gadra enina tafatsoaka ny fonja
Omaly tamin’ny dimy ora maraina no voasambotra ny gadra fahenina farany tamin’ireo nitsoaka ny fonjan’i Tolagnaro afak’omaly tamin’ny telo ora tolakandro.
« Nobedain’izy ireo tampoka ireo mpiambina niandry ny varavaram-ben’ny fonja io afak’omaly tolakandro io. Velona teo ny fifampitolomana, saingy sendra ny be noho ny vitsy ireto mpiambina. Nopoirin’ireo voafonja ny hidim-baravarana dia lasa izy ireo nitsoaka », hoy ny fanampim-panazavana avy amin’ny tale misahana ny fiambenana eo anivon’ny fiadidiana ny fonja, ny Inspecteur en chef de l’Administration Pénitentiaire Rakotomanga Rakotonirina.
Inscription à :
Articles (Atom)