VAOVAO TVM MIVANTANA

TVM EN DIRECTE.

VAOVAO

.

.

VAOVAO

mercredi 5 janvier 2011

05/01/2011 : Lt. Col. Charles Andrianasoavina : 2 miliara no nanonganana ny fitondrana RAVALOMANANA

“Fanonganam-panjakana no niarahanay sy Andry Rajoelina nanomboka ny 08 Martsa 2009” io no nambaran’ny Lt. Col. Charles Andrianasoavina tao amin’ny lapan’ny Fitsarana Anosy raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety ny tenany. Araky ny fanazavan’ity manamboninahitra ity dia nandray vola avokoa izay niara-niasa tamin’izany ka “mpanefoefo Malagasy sy vahiny no namatsy vola ny hetsika”. 2 miliara no vola niodina tamin’izany


Video ici 


http://collectif-gtt.org/content/05012011-lt-col-charles-andrianasoavina-2-miliara-no-nanonganana-ny-fitondrana-ravalomanana-

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire